Pharaons - Nt tenimpolin'ny fanahy ratsy lyrics

Published

0 111 0

Pharaons - Nt tenimpolin'ny fanahy ratsy lyrics

T’ anaty haizina No nahitany, ilay fanahy namany T’anaty aloka No nifanenany ireo avelo mazina Tovovavy tso-panahy Mamin’ny olona an-tanana Fasam-poana e! no mba namany Ireo avelo no akamany Ny tenimpolin’ny fanahy ratsy No lapa fileleny Ny tenimpolin’ny fanahy ratsy No fiangonana ivavahany T’ anaty aizina No nahitany ireo fanahy akamany Fasam-poana sy ny avelo Ireo no aizina ao aminy Ny tenimpolin’ny fanahy ratsy No lapa fileleny Ny tenimpolin’ny fanahy ratsy No fiangonana ivavahany

You need to sign in for commenting.
No comments yet.