National Anthem - Madagascar Native Anthem Text lyrics

Published

0 245 0

National Anthem - Madagascar Native Anthem Text lyrics

I Ry Tanindrazanay malala ! Ry Madagasikara soa Ny fitiavanay anao tsy miala, Fa ho anao doria tokoa Fiverenana Tahionao, ry Zanahary Ity Nosin-dRazanay ity Hiadana sy ho finaritra He! Sambatra tokoa izahay. II Ry Tanindrazanay malala ! Irinay mba hanompoana anao Ny tena sy fo fanahy anananay, 'Zay sarobidy sy mendrika tokoa. III Ry Tanindrazanay malala! Irinay mba hitahiana anao, Ka ilay Nahary izao tontolo izao No fototra ijoroan'ny satanao. Sent by Carlos Andr Pereira da Silva Branco

You need to sign in for commenting.
No comments yet.